Loading...
Search Apps.
Kajy Chimple (Maths - Malagasy)

Kajy Chimple (Maths - Malagasy)

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika
5
|
38 Installs
|

Kajy Chimple (Maths - Malagasy) Screenshots

Post a Review / Comment.

Kajy Chimple (Maths - Malagasy) Description

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika
Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin’ny Chimple
Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an’ny zaza manomboka ao amin’ny akany fibeazana hatrany amin’ny kilasy faha 3 (3 ka hatramin’ny 8 taona). Izany dia ahafahany mianatra, mampihatra, ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin’ny fomba mahafaly sy mampirisika. Fianarana 30 minitra isan’andro mandritra ny 15 volana amin’ny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly.
Amin’ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy/na any an-trano, ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin’ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa, ny asamarika manampy, ny asamarika manala ary ny asamarika mampitombo. Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo. Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin’ny fomba ifampidiran-ketsika. Ny fampiharana ihany koa dia misy amin’ny fiteny maro.
Tanjany :
- Tsotra, mora ampiasaina sy mora azo
- Fampiharana fianarana maimaimpoana
- Taranja fototra – Kajy sy piozila
- Narafitr’ireo mpampianatra sy mpanabe
- Tsy misy dokam-barotra, tontolo iainana azo antoka
- Fianarana mamporisika sy mampahafantatra
- 30 minitra mihoatra – kilalao sy piozila
- Tian’ny zaza sy ny ray aman-dreny
- Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr’andro isan’andro
- Faritry ny ray aman-dreny miaraka amin’ny vokatry ny fandrosoan’ilay zaza
Alaina amin’ny aterineto dieny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanomboka dieny anio
Momba ny tena :
Kajy :
. Fianarana, soratra ary fanisana 1 – 1000
. Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra – Miiba sy miabo, lehibe indrindra sy kely indrindra
. Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra
. Isa manamarika, manana sanda manokana
. Isa mijotso sy manonga, ankasa sy tsy ankasa
. Asamarika manampy -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo
. Asamarika manampy – Mitsivalana sy mitsangana
. Asamarika manala -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo
. Asamarika mampitombo – Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany
. Olana amin’ny teny – Manampy, manala ary mampitombo

Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin’ny alalan’ny fandrefesana ny fahatsilo sain’ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra hatrany any amin’ny ambaratonga tena izy. Ny tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-manao fototra matanjaka amin’ny kajy amin’ny fiteniny mba hahafahany ho tonga mpianatra mandrakizay.

--------------

Global Learning Xprize Finalist, Chimple is a free learning educational app for children, from toddlers to preschoolers and kindergarten to help with early maths.

The Chimple Kids app is easy to use and understand. Daily 30 minutes of learning for 15 months on Chimple Kids App will make the kid school-ready. UNESCO had conducted a field trial of Chimple Kids app in Tanzania for 15 months, during which children aged 3-8 had shown impressive learning gains.

By using the Chimple Kids App in school and or at home, children can quickly become well versed with basic concepts, which will help accelerate learning of mathematics interactively.

Features:
• Colourful early education app that helps children learn
• Simple easy to use and understand
• Learn Numbers
• Interactive, engaging, and informative learning app for kids
• Educational mini-games and puzzles for kids
• Designed by teachers and educators
• 100% free to use
• No ads, safe environment

Download and let the engaging learning begin today!

Maths Curriculum:
• Learning, Writing & Counting Numbers 1 - 1000
• Number Concepts – Less & More, Greater & Smaller
• Skip Counting & Backward Counting
• Missing Numbers, Place Value
• Ascending and Descending, Even and Odd Numbers
• Simple, Two-Digit & Three-Digit additions
• Horizontal & Vertical additions
• Simple, Two-Digit & Three-Digit subtraction
• Beginners & Elementary multiplication

Trending Categories

Connect with us